<-
->

2Mp 23:33 And Pharaohnechoh put him in bands at Riblah in the land of Hamath, that he might not reign in Jerusalem; and put the land to a tribute of an hundred talents of silver, and a talent of gold. Ary nafatotr' i Farao-neko tao Ribla any amin' ny tany Hamata izy, mba tsy hanjakany any Jerosalema, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana. Nogadran' i Faraona Nekao tany Reblà amin' ny tany Emata izy, mba tsy hanjakany any Jerosalema intsony, ary nampandoaviny hetra talenta volafotsy zato, sy talenta volamena iray ny tany. Le Pharaon Neko le mit aux chaînes à Ribla, dans le territoire de Hamat, pour qu' il ne règne plus à Jérusalem, et il imposa au pays une contribution de cent talents d' argent et de talents d' or.