<-
->

2Mp 23:7 And he brake down the houses of the sodomites, that were by the house of the Lord, where the women wove hangings for the grove. Ary noravany ny tranon' ny olona nanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy izay teo amin' ny tranon' i Jehovah, dia ireo nanenoman' ny vehivavy lay ho an' i Astarta. Noravany ny tranon' ireo olona nanolo-tena hijangajanga izay nitoetra tao an-tranon' ny Tompo, izay nanenoman' ny vehivavy lay ho an' i Astarte. Il démolit la demeure des prostitués sacrés, qui était dans le Temple de Yahvé et où les femmes tissaient des voiles pour Ashéra.