<-
->

2Mp 23:8 And he brought all the priests out of the cities of Judah, and defiled the high places where the priests had burned incense, from Geba to Beersheba, and brake down the high places of the gates that were in the entering in of the gate of Joshua the governor of the city, which were on a man' s left hand at the gate of the city. Ary nampaka ny mpisorona rehetra avy tamin' ny tanànan' ny Joda izy, dia nolotoiny ny fitoerana avo, izay nandoroan' ny mpisorona ditin-kazo manitra, hatrany Geba ka hatrany Beri-sheba ary noravany ny fitoerana avo tao akaikin' ny vavahady, dia ilay teo anoloan' ny vavahadin' i Josoa, komandin' ny tanàna, sy ilay teo an-kavia raha miditra amin' ny vavahadin' ny tanana. Nampanalainy ny mpisorona rehetra tany amin' ny tanànan' i Jodà, nolotoiny ny fitoerana avo nandoroan' ny mpisorona zava-manitra, hatrany Gabaà ka hatrany Bersabea, noravany ireo fitoerana avo teo am-bavahady, dia ilay teo amin' ny fidirana amin' ny vavahadin' i Josoe lehiben' ny tanàna, sy ilay teo an-kavian' ny vavahadin' ny tanàna. Il fit venir des villes de Juda tous les prêtres et il profana les hauts lieux où ces prêtres avaient sacrifié, depuis Géba jusqu'à Bersabée. Il démolit le haut lieu des portes, qui était à la porte de Josué, gouverneur de la ville, à gauche quand on franchit la porte de la ville.