<-
->

2Mp 23:9 Nevertheless the priests of the high places came not up to the altar of the Lord in Jerusalem, but they did eat of the unleavened bread among their brethren. Fa ny mpisorona tamin' ny fitoerana avo tsy navela hanatitra teo ambonin' ny alitaran' i Jehovah any Jerosalema; nefa nahazo niara-nihinana mofo tsy misy masirasira tamin' ny rahalahiny ihany izy. Tsy niakatra teo amin' ny otelin' ny Tompo ao Jerosalema anefa ny mpisoron' ny fitoerana avo, fa nihinana mofo tsy misy lalivay teo afovoan' ireo rahalahiny ihany izy ireo. Toutefois les prêtres des hauts lieux ne pouvaient pas monter à l' autel de Yahvé à Jérusalem, mais ils mangeaient des pains sans levain au milieu de leurs frères.