<-
->

2Mp 25:1 And it came to pass in the ninth year of his reign, in the tenth month, in the tenth day of the month, that Nebuchadnezzar king of Babylon came, he, and all his host, against Jerusalem, and pitched against it; and they built forts against it round about. Ary tamin' ny andro fahafolo tamin' ny volana fahafolo tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Zedekia dia tonga Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy ny miaramilany rehetra hamely an' i Jerosalema indray ka nitoby tandrifiny; ary nanao tilikambo manodidina azy izy. Tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Sedesiasa, tamin' ny volana fahafolo, andro fahafolon' ny volana, dia tonga hamely an' i Jerosalema Nabokodonosora mpanjakan' i Babilona sy ny tafiny rehetra; dia niorin-dasy teo anoloany izy, ary nanao manda fanantomorana manodidina azy. En la neuvième année de son règne, au dixième mois, le dix du mois, Nabuchodonosor, roi de Babylone, vint attaquer Jérusalem avec toute son armée, il campa devant la ville et la cerna d' un retranchement.