<-
->

2Mp 25:8 And in the fifth month, on the seventh day of the month, which is the nineteenth year of king Nebuchadnezzar king of Babylon, came Nebuzaradan, captain of the guard, a servant of the king of Babylon, unto Jerusalem: Ary tamin' ny andro fahafito tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahasivy ambin' ny folo nanjakan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona dia tonga tany Jerosalema Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, mpanompon' ny mpanjakan' i Babylona, Tamin' ny volana fahadimy, andro fahafiton' ny volana, taona fahasivy ambin' ny folo nanjakan' i Nabokodonosora mpanjakan' i Babilona, dia tonga tao Jerosalema Nabozardana, kapitenin' ny mpiambina mpanompon' ny mpanjakan' i Babilona. Au cinquième mois, le sept du mois c'était en la dix-neuvième année de Nabuchodonosor, roi de Babylone , Nebuzaradân, commandant de la garde, officier du roi de Babylone, fit son entrée à Jérusalem.