<-
->

2Mp 25:9 And he burnt the house of the Lord, and the king' s house, and all the houses of Jerusalem, and every great man' s house burnt he with fire. ka nandoro ny tranon' i Jehovah sy ny tranon' ny mpanjaka mbamin' ny trano rehetra tany Jerosalema: ny trano lehibe rehetra dia nodorany tamin' ny afo avokoa. Nodorany ny tranon' ny Tompo sy ny tranon' ny mpanjaka mbamin' ny trano rehetra tao Jerosalema; nodorany tamin' ny afo avokoa ny trano lehibe. Il incendia le Temple de Yahvé, le palais royal et toutes les maisons de Jérusalem.