<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 3:14 | And |
Dia hoy Elisa: Raha velona koa Jehovah, Tompon' ny maro, Izay itsanganako eo anatrehany, raha tsy noho ny fanajako an' i Josafata, mpanjakan' ny Joda, dia tsy hanatrika anao na hijery anao akory aho. | Ary hoy Elisea: Velona Iavehn' ny tafika izay itsanganako eo anatrehany, fa raha tsy ny fanajako an' i Josafata mpanjakan' i Jodà, dia tsy nasiako raharaha akory hianao, na nojereko akory aza. |