<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 3:7 | And he went and sent to |
Ary nandeha izy, dia naniraka tany amin' i Josafata, mpanjakan' ny Joda, ka nanao hoe: Ny mpanjakan' i Moaba efa niodina tamiko: koa mba hiaraka amiko va ianao hiady aminy? Ary hoy izy: Eny, handeha aho, fa tahaka ny tenanao ihany aho, ka ny oloko dia olonao, ary ny soavaliko dia soavalinao. | Niainga nandeha izy, ka nampilaza tamin' i Josafata mpanjakan' i Jodà hoe: Niodina tamiko ny mpanjakan' i Moaba ka mba hiaraka amiko hiady amin' i Moaba va hianao? Ary hoy ny navalin' i Josafata: Eny handeha aho, fa ny tenako dia toy ny tenanao ihany, ny oloko dia toy ny olonao, ny soavaliko toy ny soavalinao. | Ensuite, il envoya ce message au roi de |