<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 4:25 | So she went and came unto the man of |
Dia lasa ravehivavy nankany amin' ny lehilahin' Andriamanitra tany an-tendrombohitra Karmela. Ary raha vao tazan' ny lehilahin' Andriamanitra avy erý izy, dia hoy izy tamin' i Gehazy zatovony: Ilay Sonemita lahy iry; | Dia lasa izy, nankany amin' ilay olon' Andriamanitra tany an-tendrombohitra Karmela. Vao nahatazana azy teny lavidavitra teny ity olon' Andriamanitra dia nanao tamin' i Giezi mpanompony hoe: Indrý ilay vehivavy Sonamita, | elle partit et alla vers l' homme de |