<-
->

2Mp 4:38 And Elisha came again to Gilgal: and there was a dearth in the land; and the sons of the prophets were sitting before him: and he said unto his servant, Set on the great pot, and seethe pottage for the sons of the prophets. Ary Elisa niverina nankany Gilgala; ary nisy mosary tamin' ny tany; ary ny zanakalahin' ny mpaminany nipetraka teo anatrehany, ka hoy izy tamin' ny zatovony: Ataovy eo an-tokoana ny vilany lehibe, ary mahandroa hanina ho an' ny zanakalahin' ny mpaminany. Niverina nankany Galgalà Elisea, ary nisy mosary tamin' ny tany. Nipetraka teo anatrehany ny zanaky ny mpaminany tamin' izany, ka hoy izy tamin' ny mpanompony: Ataovy eo an-tokoana ny vilany lehibe, dia mahandroa rò ho an' ny zanaky ny mpaminany. Elisée revint à Gilgal pendant que la famine était dans le pays. Comme les frères prophètes étaient assis devant lui, il dit à son serviteur : "Mets la grande marmite sur le feu et cuis une soupe pour les frères prophètes."