<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 5:1 | Now |
Ary Namàna, komandin' ny miaramilan' ny mpanjakan' i Syria, dia olona lehibe teo anatrehan' ny tompony sady nanan-kaja, satria izy no namonjen' i Jehovah an' i Syria; ary lehilahy mahery izy, nefa kosa boka. | Naamana, komandin' ny tafiky ny mpanjakan' i Siria dia lehilahy manam-pahefana sy tò teny eo amin' ny tompony, fa izy no namonjen' ny Tompo ny Siriana; nefa boka izany lehilahy matanjaka sy mahery fo izany. |