<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 5:11 | But |
Fa tezitra Namàna, dia lasa ka nanao hoe: Indro, nataoko fa hivoaka hankatý amiko mihitsy izy ka hitsangana ary hiantso ny anaran' i Jehovah Andriamaniny sady hanevaheva ny tànany eo ambonin' ny aretina ka hahasitrana ny boka. | Tezitra Naamana, ka lasa niombotra nanao hoe: Indro aho nanao anakampò hoe: hivoaka hankatý amiko izy, ny tenany hiseho eo anatrehako hiantso ny anaran' ny Tompo Andriamaniny sy hanevaheva ny tànany eo ambonin' ny fery, dia hahasitrana ilay boka. |