<-
->

2Mp 5:3 And she said unto her mistress, Would God my lord were with the prophet that is in Samaria! for he would recover him of his leprosy. Ary hoy io tamin' ny tompovaviny: Enga anie ka mba ao amin' ny mpaminany izay any Samaria ny tompoko! dia hahasitrana azy amin' ny habokany izy. Ary hoy io tamin' ny tompovaviny: Raha mba any amin' ilay mpaminany any Samaria mantsy ny tompolahiko, dia hositranin' ny mpaminany amin' ny habokany tokoa! Elle dit à sa maîtresse : "Ah! si seulement mon maître s' adressait au prophète de Samarie! Il le délivrerait de sa lèpre."