<-
->

2Mp 6:19 And Elisha said unto them, This is not the way, neither is this the city: follow me, and I will bring you to the man whom ye seek. But he led them to Samaria. Ary hoy Elisa taminy: Tsy ity no lalana, ary tsy ity no tanàna; fa manaraha ahy ianareo, dia hitondra anareo ho any amin' ny lehilahy tadiavinareo aho. Dia nentiny nankany Samaria ireo. Ka hoy Elisea taminy: Tsy ity no làlana, ary tsy ity no tanàna, fa izaho arahina, dia hitarika anareo ho any amin' ny lehilahy tadiavinareo. Ary tany Samaria no nitarihany azy ireo, Alors Elisée leur dit : "Ce n' est pas le chemin, et ce n' est pas la ville. Suivez-moi, je vous conduirai vers l' homme que vous cherchez." Mais il les conduisit à Samarie.