<-
->

2Mp 6:20 And it came to pass, when they were come into Samaria, that Elisha said, Lord, open the eyes of these men, that they may see. And the Lord opened their eyes, and they saw; and, behold, they were in the midst of Samaria. Ary rehefa tonga tany Samaria izy ireo, dia hoy Elisa: Jehovah ô, ampahirato ny mason' ireto mba hahitany. Ary Jehovah nampahiratra ny masony, dia nahita izy; ka, indro, tao afovoan' i Samaria izy. ka nony tafiditra tao Samaria izy, dia hoy Elisea: Iaveh ô, sokafy ny mason' ireto olona ireto, mba hahitany. Nosokafan' ny Tompo ny mason' izy ireo dia nahita, ka indro fa teo afovoan' i Samaria izy. A leur entrée dans Samarie, Elisée dit : "Yahvé ouvre les yeux de ces gens et qu' ils voient." Yahvé ouvrit leurs yeux et ils virent : voilà qu' ils étaient au milieu de Samarie!