<-
->

2Mp 6:24 And it came to pass after this, that Benhadad king of Syria gathered all his host, and went up, and besieged Samaria. Ary rehefa afaka izany, Beni-hadada, mpanjakan' i Syria, namory ny miaramilany rehetra, dia niakatra ka nanao fahirano an' i Samaria. Taorian' izany, novorin' i Benhadada mpanjakan' i Siria ny tafiny rehetra, dia niakatra nanao fahirano an' i Samaria izy. Il advint, après cela, que Ben-Hadad, roi d' Aram, rassembla toute son armée et vint mettre le siège devant Samarie.