<-
->

2Mp 8:17 Thirty and two years old was he when he began to reign; and he reigned eight years in Jerusalem. Roa amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. Efa roa amby telopolo taona izy fony tonga mpanjaka, ary valo taona no nanjakany tao Jerosalema. Il avait 32 ans à son avènement et régna huit ans à Jérusalem.