<-
->

2Mp 8:22 Yet Edom revolted from under the hand of Judah unto this day. Then Libnah revolted at the same time. Ary Edoma mbola niodina ka tsy nanoa ny Joda mandraka androany. Ary Libna koa dia niodina tamin' izany andro izany. Nitsoaka tsy ho ambanin' ny fanapahan' i Jodà intsony Edoma, mandrak' androany. Tamin' izany fotoana izany ihany koa, no nitsoaka ho afaka Lobna. Ainsi Edom s' affranchit de la domination de Juda, jusqu'à ce jour; Libna aussi se révolta. Dans ce temps-là...