<-
->

2Mp 8:25 In the twelfth year of Joram the son of Ahab king of Israel did Ahaziah the son of Jehoram king of Judah begin to reign. Ary tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Jorama, zanak' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Ahazia, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folon' ny nanjakan' i Jorama, zanak' i Akaba, mpanjakan' Israely, no vao nanjakan' i Okoziasa zanak' i Jorama, mpanjakan' i Jodà. La douzième année de Joram fils d' Achab, roi d' Israël, Ochozias fils de Joram devint roi de Juda.