<-
->

2Mp 8:26 Two and twenty years old was Ahaziah when he began to reign; and he reigned one year in Jerusalem. And his mother' s name was Athaliah, the daughter of Omri king of Israel. Roa amby roa-polo taona Ahazia, fony izy vao nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Atalia, zanakavavin' i Omry, mpanjakan' ny Isiraely. Efa roa amby roapolo taona Okoziasa, fony tonga mpanjaka, ary herintaona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Atalia, zanak' i Amrì, mpanjakan' Israely. Ochozias avait 22 ans à son avènement et il régna un an à Jérusalem. Le nom de sa mère était Athalie, fille d' Omri, roi d' Israël.