<-
->

2Mp 8:7 And Elisha came to Damascus; and Benhadad the king of Syria was sick; and it was told him, saying, The man of God is come hither. Ary Elisa tonga tany Damaskosy tamin' i Beni-hadada, mpanjakan' i Syria, narary; ary nisy nanambara taminy hoe: Indro, tonga atý ny lehilahin' Andriamanitra. Nankany Damasa Elisea: ary narary Benhadada mpanjakan' i Siria, ka nilazan' ny olona izy, natao hoe: Tonga eto ilay olon' Andriamanitra. Elisée vint à Damas. Le roi d' Aram, Ben-Hadad, était malade et on lui annonça : "L' homme de Dieu est venu jusque chez nous."