<-
->

2Mp 9:29 And in the eleventh year of Joram the son of Ahab began Ahaziah to reign over Judah. Ary tamin' ny taona fahiraika ambin' ny folo nanjakan' i Jorama, zanak' i Ahaba, no vao nanjakan' i Ahazia tamin' ny tany Joda. Tamin' ny taona faharaika ambin' ny folon' ny nanjakan' i Jorama, zanak' i Akaba, no nahatongavan' i Okoziasa ho mpanjakan' i Jodà. C'était en la onzième année de Joram fils d' Achab qu' Ochozias était devenu roi de Juda.