<-
->

1Tt / 1Tan 1:45 And when Jobab was dead, Husham of the land of the Temanites reigned in his stead. Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin' ny tanin' ny Temanita. Maty Jobaba, ka Hosama avy any amin' ny tanin' ny Temanita no nanjaka nandimby azy. Yobab mourut et à sa place régna Husham, du pays des Témanites.