<-
->

1Tt / 1Tan 10:12 They arose, all the valiant men, and took away the body of Saul, and the bodies of his sons, and brought them to Jabesh, and buried their bones under the oak in Jabesh, and fasted seven days. dia niainga ny lehilahy mahery rehetra naka ny fatin' i Saoly sy ny fatin' ny zanany ka nitondra azy ho any Jabesy, ary nandevina ny taolany teo ambanin' ilay hazo terebinta tany Jabesy izy, ary dia nifady hanina hafitoana. dia niainga avokoa ny lehilahy mahery, naka ny fatin' i Saola sy ny fatin' ireo zanany, ary nitondra azy ho any Jabesa. Naleviny teo ambanin' ny terebinta tao Jabesa ny taolany, dia nifady hanina hafitoana izy ireo. tous les braves se mirent en route. Ils enlevèrent les corps de Saül et de ses fils, les apportèrent à Yabesh, ensevelirent leurs ossements sous le tamaris de Yabesh et jeûnèrent pendant sept jours.