<-
->

1Tt / 1Tan 10:13 So Saul died for his transgression which he committed against the Lord, even against the word of the Lord, which he kept not, and also for asking counsel of one that had a familiar spirit, to enquire of it; Eny, maty Saoly noho ny nivadihany tamin' i Jehovah, dia noho ny tsy nitandremany ny tenin' i Jehovah sy noho ny nakany saina tamin' izay nanao azy ho tsindrian-javatra Maty Saola noho ny hadisoany tamin' ny Tompo, izay nahameloka azy, fa tsy nitandrina ny tenin' ny Tompo izy, sady nanontany ary nila hevitra tamin' ireo mpiantso ny maty. Saül mourut pour s'être montré infidèle envers Yahvé : il n' avait pas observé la parole de Yahvé et de plus avait interrogé et consulté une nécromancienne.