<-
->

1Tt / 1Tan 10:3 And the battle went sore against Saul, and the archers hit him, and he was wounded of the archers. Ary mafy ny ady tamin' i Saoly, dia nifanehatra tamin' ny mpandefa tsipìka izy; ary raiki-tahotra izy noho ny mpandefa tsipìka. Dia Saola indray no nezahin' ny ady mafy. Nony hitan' ny mpandefa tsipìka izy, dia natahotra mafy an' ireo mpandefa tsipìka izy. Le poids du combat se porta sur Saül. Les tireurs d' arc le surprirent et il fut blessé par les tireurs.