<-
->

1Tt / 1Tan 10:4 Then said Saul to his armourbearer, Draw thy sword, and thrust me through therewith; lest these uncircumcised come and abuse me. But his armourbearer would not; for he was sore afraid. So Saul took a sword, and fell upon it. Ka hoy Saoly tamin' ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao, ka tsatohy miboroaka aho; fandrao avy irery tsy mifora irery ka hanao ahy ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadiany, fa natahotra loatra izy. Dia nalain' i Saoly ny sabatra ka nianjerany. Ary hoy Saola tamin' ny mpitondra fiadiany: Tsoahy ny sabatrao, ka trobary aho, fandrao avy manevateva ahy ireo tsy mifora ireo. Tsy nety anefa ilay mpitondra fiadiana fa azon-tahotra, ka nalain' i Saola ny sabany, dia nianjerany avy eo ambony. Alors Saül dit à son écuyer : " Tire ton épée et transperce-moi, de peur que ces incirconcis ne viennent et ne se jouent de moi. " Mais son écuyer ne voulut pas, car il était rempli d' effroi. Alors Saül prit son épée et se jeta sur elle.