<-
->

1Tt / 1Tan 10:7 And when all the men of Israel that were in the valley saw that they fled, and that Saul and his sons were dead, then they forsook their cities, and fled: and the Philistines came and dwelt in them. Ary nony hitan' ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely teny amin' ny lohasaha fa nandositra ny olona, ary maty Saoly sy ny zanany, dia niala tamin' ny tanànany izy ka nandositra; ary dia tonga ny Filistina ka nonina tao. amin' ny lohasaha fa nandositra ny olona, ary maty Saoly sy ny zanany, dia niala tamin' ny tanànany izy ka nandositra; ary dia tonga ny Filistina ka nonina tao. Nony hitan' ny lehilahy rehetra amin' Israely, izay teny amin' ny tany lemaka, fa nandositra ny zanak' Israely, ary maty koa Saola sy ny zanany, dia nilaozan' izy ireo ny tanànany, ka nitsoaka nandositra izy; ary tonga sy niorim-ponenana teo ny Filistina. Lorsque tous les Israélites qui étaient dans la vallée virent que les hommes d' Israël étaient en déroute et que Saül et ses fils avaient péri, ils abandonnèrent leurs villes et prirent la fuite. Les Philistins vinrent s' y établir.