<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 12:29 | And of the children of |
Ary tamin' ny taranak' i Benjamina, havan' i Saoly, telo arivo; fa hatramin' izany ny ankamaroany mbola nomba ny mpianakavin' i Saoly ihany. | Avy amin' ny taranak' i Benjamina, rahalahin' i Saola, telo arivo lahy; fa ny ankabeazan' ireo, hatramin' izay, mbola niraiki-po tamin' ny fianakavian' i Saola ihany. |