<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 17:21 | And what one nation in the earth is like thy people |
Ary aiza moa no misy firenena etý an-tany tahaka ny Isiraely olonao, izay nalehan' Andriamanitra havotana ho olony, hanaovanao anarana lehibe sy mahatahotra ho Anao, dia tamin' ny nandroahanao firenena tsy ho eo anoloan' ny olonao, izay navotanao avy tany Egypta? | Aiza eto ambonin' ny tany izay firenena hafa, manahaka an' Israely vahoakanao, izay nahatongavan' Andriamanitra hanavotany azy, mba ho vahoakany, hahazoanao anarana amin' ny fahagagana aman' asa lehibe, dia ny nandroahanao firenena teo anoloan' ny vahoakanao, izay navotanao tamin' i Ejipta. | Y a-t-il, comme ton peuple |