<-
->

1Tt / 1Tan 2:28 And the sons of Onam were, Shammai, and Jada. And the sons of Shammai; Nadab and Abishur. Ary ny zanakalahin' i Onama dia Samay sy Jada. Ary ny zanakalahin' i Samay dia Nadaba sy Abisora. Ny zanakalahin' i Onama, dia Semeia sy Jadà. Zanakalahin' i Semeia: Nadaba sy Abisora. Les fils d' Onam furent Shammaï et Yada. Fils de Shammaï : Nadab et Abishur.