<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 20:3 | And he brought out the people that were in it, and cut them with saws, and with harrows of iron, and with axes. Even so dealt |
Ary dia navoakany koa ny olona izay tao, ka nasiany tamin' ny tsofa sy tamin' ny fangao-by lehibe sy ny famaky; toy izany no nataon' i Davida tamin' ny tanànan' ny taranak' i Amona rehetra. Ary Davida sy ny vahoaka rehetra dia niverina nankany Jerosalema. | Babo be dia be no nentiny avy ao an-tanàna. Ary ny vahoaka hita tao dia navoakany, ka noriatiny tamin' ny tsofa amam-dapìka vy sy famaky. Sady nataon' i Davida toy izany avokoa ny tanànan' ny taranak' i Amona rehetra. Dia niverina nankany Jerosalema Davida mbamin' ny vahoakany rehetra. | Quant à sa population, il la fit sortir, la mit à manier la scie, les pics de fer ou les haches. Ainsi agit-il envers toutes les villes des |