<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 21:15 | And |
Ary Andriamanitra naniraka Anjely hankany Jerosalema handrava azy; ary raha ilay mbola nandrava iny Izy, dia nijery Jehovah ka nanenina ny amin' ny loza ka nanao tamin' Ilay Anjely nandrava hoe: Aoka izay! Atsaharo ny tananao ankehitriny. Ary Ilay Anjelin' i Jehovah nitsangana teo anilan' ny famoloan' i Araona Jebosita. | Ary naniraka anjely anankiray Andriamanitra hankany Jerosalema handrava azy; kanjo nony nandrava teo io, nijery Iaveh, ka nanenenany izany loza izany, dia hoy izy tamin' ilay anjely nandrava: Aoka izay! Avonkony amin' izay ny tànanao. Teo akaikin' ny famoloan' i Ornàna Jeboseana ilay anjelin' ny Tompo tamin' izay. | Puis |