<-
->

1Tt / 1Tan 23:22 And Eleazar died, and had no sons, but daughters: and their brethren the sons of Kish took them. Ary maty Eleazara ka tsy nanan-janakalahy, fa vavy avokoa; ary ireny zanakalahin' i Kisy havany no nanambady ireo. Zanakalahin' i Moholì: Eleazara sy Kisa. Maty tsy nitera-dahy Eleazara, fa vavy ihany, ary nalain' ny zanak' i Kisa, rahalahiny, ho vady ireo. Éléazar mourut sans avoir de fils, mais des filles qu' enlevèrent les fils de Qish leurs frères.