<-
->

1Tt / 1Tan 23:32 And that they should keep the charge of the tabernacle of the congregation, and the charge of the holy place, and the charge of the sons of Aaron their brethren, in the service of the house of the Lord. Aoka ho toy izany no hitandremany ny anjara-raharahany ny amin' ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahany ny amin' ny fitoerana masina ary ny anjara-raharahany ny amin' ny taranak' i Arona rahalahiny ho fanompoana ao an-tranon' i Jehovah. Azy ireo ny mikarakara ny fitandremana ny trano lay fihaonana, ny fitandremana ny zavatra masina, ny fitandremana ireo taranak' i Aarona, rahalahiny, amin' ny momba ny fanompoana ao an-tranon' ny Tompo. Ils observent, au service du Temple de Yahvé, le rituel de la Tente du Rendez-vous, le rituel du sanctuaire et le rituel des fils d' Aaron, leurs frères.