<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 26:14 | And the lot eastward fell to |
Koa ny loka tamin' ny atsinanana dia azon' i Selemia. Ary nanaovana filokana Zakaria zanany, mpanolo-tsaina hendry, ka ny loka tamin' ny avaratra no azony. | Ka azon' i Selemiasa ny loka ny amin' ny lafiny atsinanana. Dia natao ny loka ho an' i Zakariasa zanany izay mpanolo-tsaina hendry, ka ny amin' ny lafiny avaratra no azony. | Pour l' Est, le sort tomba sur |