<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 28:1 | And |
Ary novorin' i Davida tany Jerosalema ny lehibe rehetra tamin' ny Isiraely, dia ny lohan' ny firenena sy ny komandin' ny antokony Izay nanompo ny andriamanjaka, ary ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato sy ny mpitandrina ny harena mbanin' ny fananana rehetra an' ny mpanjaka sy ny zanany mbamin' ny tandapa sy ny lehilahy mahery, dia ny lehibe rehetra. | Novorin' i Davida tany Jerosalema avokoa ny lehibe amin' Israely, dia ny lohan' ny foko, ny lehiben' ny antokony mpanompo ny mpanjaka, ny tompon' arivo, ny tompon-jato, ny tonian' ny fananana sy ny biby fiompin' ny mpanjaka, sy ny zanany mbamin' ny mpitandrina sy ny olo-mahery, ny miaramila mahery rehetra. |