<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 28:4 | Howbeit the |
Nefa kosa Jehovah, Andriamanitra ny Isiraely efa nifidy ahy tamin' ny ankohonan' ny raiko rehetra ho mpanjakan' ny Isiraely mandrakizay; fa Joda no nofidiny ho mpanjaka, ary tamin' ny taranak' i Joda indray dia ny ankohonan' ny raiko no nofidiny; ary tamin' ny ankohonan' ny raiko dia izaho kosa no nankasitrahany ka nataony mpanjaka amin' ny Isiraely rehetra. | Nofidin' ny Tompo Andriamanitr' Israely aho tamin' ny ankohonan' ny raiko rehetra, ho mpanjaka amin' Israely mandrakizay. Satria Jodà no nofidiny ho mpanjaka, ary tamin' ny taranak' i Jodà, ny ankohonan' ny raiko no nofidiny; tamin' ny ankohonan' ny raiko, izaho no nankasitrahany hampanjakainy amin' Israely. | De toute la maison de mon père, c' est moi que |