<-
->

1Tt / 1Tan 3:4 These six were born unto him in Hebron; and there he reigned seven years and six months: and in Jerusalem he reigned thirty and three years. Ireo enina ireo no naterany tao Hebrona; fa tao no nanjakany fito taona sy enim-bolana; ary tany Jerosalema kosa no nanjakany telo amby telo-polo taona. Izy enin-dahy ireo no naterany tany Hebrona, izay nanjakany fito taona sy enim-bolana, vao nanjaka tany Jerosalema telo amby telopolo taona indray izy. Il y en eut donc six qui lui naquirent à Hébron, où il régna sept ans et six mois. Il régna trente-trois ans à Jérusalem.