<-
->

1Tt / 1Tan 5:2 For Judah prevailed above his brethren, and of him came the chief ruler; but the birthright was Joseph' s:) fa Joda nisandratra noho ny rahalahiny, ary izy no nihavian' ny mpanapaka; nefa ny fizokiana kosa dia an' i Josefa ihany), Fa nahery tamin' ny rahalahiny Jodà ary izy no nihavian' ny filoha anankiray, nefa an' i Josefa ihany ny fizokiana. Juda prévalut sur ses frères et obtint un prince issu de lui, mais le droit d' aînesse appartenait à Joseph.