<-
->

1Tt / 1Tan 6:45 The son of Hashabiah, the son of Amaziah, the son of Hilkiah, ary avy tamin' ny firenen' i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin' ny folo no isan' ny tanànan' izy mianakavy rehetra. manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin' ny folo no isan' ny tanànan' izy mianakavy rehetra. ny avy amin' ny fokon' i Benjamina kosa, dia Gabea mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; Almata mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy. Totalin' ny tanànan' izy ireo, tanàna telo ambin' ny folo araka ny fianakaviany. Sur la tribu de Benjamin on leur donna Géba et ses pâturages, Alémet et ses pâturages, Anatot et ses pâturages. Leurs clans comprenaient en tout treize villes.