<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 7:28 | And their possessions and habitations were, |
Ary ny taniny sy ny fonenany dia Betela sy ny zana-bohiny, ary any atsinanana dia Narana, ary any andrefana dia Gazera sy ny zana-bohiny ary Sekema sy ny zana-bohiny hatrany Gaza sy ny zana-bohiny; | Ary ny taniny amam-ponenany, dia Betela mbamin' ny tanàna momba azy; any atsinanana, Noràna, any andrefana Gezera mbamin' ny tanàna momba azy, Sikema mbamin' ny tanàna momba azy, hatrany Azà mbamin' ny tanàna momba azy. | Ils possédaient des domaines et habitaient à |