<-
->

1Tt / 1Tan 7:5 And their brethren among all the families of Issachar were valiant men of might, reckoned in all by their genealogies fourscore and seven thousand. Ary ny rahalahiny ao amin' ny fokon' ny Isakara rehetra, izay samy lehilahy mahery, ny isan' izy rehetra araka ny firazanany avy dia fito arivo amby valo alina. Ny rahalahin' izy ireo araka ny fianakaviana ao amin' Isakara rehetra, lehilahy mahery, dia nisy fito arivo sy valo alina ny tontaliny, voasoratra amin' ny tetiaram-pirazanana. Ils avaient des frères appartenant à tous les clans d' Issachar, vaillants preux au nombre de 87000 hommes, ils appartenaient tous à un groupement.