<-
->

1Tt / 1Tan 9:39 And Ner begat Kish; and Kish begat Saul; and Saul begat Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal. Ary Nera niteraka an' i Kisy; ary Kisy niteraka an' i Saoly; ary Saoly niteraka an' i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. Nera niteraka an' i Kisa; Kisa niteraka an' i Saola, Saola niteraka an' i Jonatàna, Melkisoì, Abinadaba, ary Esbaala. Ner engendra Qish, Qish engendra Saül, Saül engendra Jonathan, Malki-Shua, Abinadab, Eshbaal.