<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 1:5 | Moreover the brasen altar, that |
Ary alitara varahina izay nataon' i Bezalila, zanak' i Ory zanak' i Hora, dia teo anoloan' ny tabernakelin' i Jehovah; ary Solomona sy fiangonana nitady Azy tao. | Ilay otely varahina nataon' i Beseleela, zanak' i Orì, zanak' i Hora, dia tany koa, teo anoloan' ny tabernaklan' ny Tompo. Nitady an' ny Tompo tany Salomona sy ny fiangonana. | L' autel de bronze qu' avait fait |