<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 11:17 | So they strengthened the kingdom of |
Ka dia nampahery ny fanjakan' ny Joda izy sady nampahavitrika an-dRehoboama, zanak' i Solomona, telo taona; fa nandeha tamin' ny lalan' i Davida sy Solomona telo taona izy. | Nankahery ny fanjakan' i Jodà izy, tamin' izany, ka nampiorina tsara an-dRoboama zanak' i Salomona, nandritra ny telo taona, satria nandeha tamin' ny làlan' i Davida sy Salomona izy ireo, telo taona. | Ils renforcèrent le royaume de |