<-
->

2Tt / 2Tan 12:13 So king Rehoboam strengthened himself in Jerusalem, and reigned: for Rehoboam was one and forty years old when he began to reign, and he reigned seventeen years in Jerusalem, the city which the Lord had chosen out of all the tribes of Israel, to put his name there. And his mother' s name was Naamah an Ammonitess. Ary Rehoboama mpanjaka dia nitombo hery tany Jerosalema, ka dia nanjaka; iraika amby efa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema, ilay tanana nofidin' i Jehovah tamin' ny firenen' Isiraely rehetra hampitoerany ny anarany. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary nitombo hery tao Jerosalema Roboama mpanjaka, ka dia nanjaka. Iraika amby efapolo taona izy, fony vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany, tao Jerosalema, ilay tanàna nofidin' ny Tompo tamin' ny fokon' Israely rehetra, hametrahana ny anarany. Naamà, Amonita, no anaran-dreniny. le roi Roboam put s' affermir dans Jérusalem et régner. Il avait en effet quarante et un ans à son avènement et il régna dix-sept ans à Jérusalem, la ville que Yahvé avait choisie entre toutes les tribus d' Israël pour y placer son Nom. Sa mère s' appelait Naama, l' Ammonite.