<-
->

2Tt / 2Tan 12:3 With twelve hundred chariots, and threescore thousand horsemen: and the people were without number that came with him out of Egypt; the Lubims, the Sukkiims, and the Ethiopians. ary nitondra kalesy roan-jato amby arivo sy mpitaingin-tsoavaly enina alina izy, ary tsy hita isa ny olona izay nanaraka azy avy tany Egypta, dia ny Lobita sy ny Sokita ary ny Etiopiana. Nitondra kalesy roan-jato amby arivo, mpitaingin-tsoavaly enina alina izy, ary tsy tambo isaina ny vahoaka momba azy avy any Ejipta, dia ny Libiana, ny Sokiana, ny Etiopiana. Avec mille deux cents chars, soixante mille chevaux et une innombrable armée de Libyens, de Sukkiens et de Kushites, qui vint avec lui d'Égypte,