<-
->

2Tt / 2Tan 12:7 And when the Lord saw that they humbled themselves, the word of the Lord came to Shemaiah, saying, They have humbled themselves; therefore I will not destroy them, but I will grant them some deliverance; and my wrath shall not be poured out upon Jerusalem by the hand of Shishak. Ary nony hitan' i Jehovah fa niaiky izy, dia tonga tao amin' i Semaia indray ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Efa niaiky izy, ka dia tsy handringana azy Aho, fa tsy ho ela dia hamonjy azy; ary tsy haidiko amin' i Jerosalema avy amin' ny tànan' i Sisaka ny fahatezerako. Nony hitan' ny Tompo fa nanetry tena izy ireo, dia tonga tamin' i Semaiasa ny tenin' ny Tompo nanao hoe: Efa nanetry tena izy ireo, ka tsy handringana azy aho: fa tsy ho ela, dia homeko ny fanafahana izy ireo, ary tsy hanampatra ny hatezerako amin' i Jerosalema, amin' ny tànan' i Sesàka aho. Quand Yahvé vit qu' ils s' humiliaient, la parole de Yahvé fut adressée à Shemaya en ces termes : " Ils se sont humiliés, je ne les exterminerai pas; sous peu je leur permettrai d'échapper et ce n' est pas par les mains de Sheshonq que ma colère s' abattra sur Jérusalem.